REDIREDY

04 juin 2018

Rediredy Ilon'ny ho avy.Fotoana androsoana vahaolana hanatanterahana ny fiarahamiaina anaty fahasamihafana.13 Jona 2018 amin'ny 3 ora tolakandro eny amin'ny Ivontoerana ADMC-CRAAM Ankatso.Famelabelaran-kevitra sy seho an-kira miaraka amin'i Le Rêv'errant sy Rayn'i ve