Tafatafa niarahana tamin'i Valy sy Ramatoa Marcele DANE RATSIMANOHATRA izay anisan'ny mpikambana ao amin'ny komity nasionalin'ny "Initiative pour la Transparence dans les Industries Extractives"...
Resadresaka niarahana tamin'ireo ekipa enina mianadahy ao amin'ny Mada iRadio momba ny fifidianana izay natao ny 07 novambra lasa teo.
Mihainoa finaritra daholo tompoko!!...