Don-tany sy kapo-tandroka " Fifidianana 2018" [Ekipa Mada-iradio]

11 novembre 2018 - 172 vues

Resadresaka niarahana tamin'ireo ekipa enina mianadahy ao amin'ny Mada iRadio momba ny fifidianana izay natao ny 07 novambra lasa teo.

Mihainoa finaritra daholo tompoko!!