Don-tany sy kapo-tandroka " Fifidianana 2018" (Part 2)

05 novembre 2018 - 140 vues

Fandaharana niarahana tamin'ireo ankolafi-politika maro samihafa niresahana ny mombamomba ny fifidianana izay atao ny 7 novembra ho avy izao. (Part2)

Mihainoa finaritra tompoko!!!