Ndo-tany sy kapotandoka " Fifidianana 2018" (Part 1)

05 novembre 2018 - 46 vues

Fandaharana niarahana tamin'ireo ankolafi-politika maro samihafa niresahana ny mombamomba ny fifidianana izay atao ny 7 novembra ho avy izao.

Mihainoa finaritra tompoko!!!