NewsMada

01 février 2018
Nanisana: tentative de coup d’Etat en direct

Nanisana: tentative de coup d’Etat en direct

Le collectif des candidats a enfin avoué publiquement ses intentions lors de sa rencontre avec les responsables électoraux hier, à Nanisana. Une tentative de coup d’Etat que bon nombre d’entre eux ont eu du mal à accepter. Après avoir déballé ce qu’ils avaient sur le cœur pendant plusieurs heures,...

Haza goavam-be teny Ivato: beninoa roa lahy nahatrarana héroines… 21 kilao

Haza goavam-be teny Ivato: beninoa roa lahy nahatrarana héroines… 21 kilao

Mbola tsy nisy ohatr’ity ! 21 Kg sy 93 grama be izao no lanjan’ny zava-mahadomelina heroines saron’ny mpiasan’ny ladoany tamin’ireo teratany beninoa roa lahy, teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, omaly tolakandro. Zotram-piaramanidina an’ny kaompania Kenya Airways, KQ 257 mampitohy...

Haute Cour de Justice: 4 dossiers d’anciens dirigeants à examiner

Haute Cour de Justice: 4 dossiers d’anciens dirigeants à examiner

Longtemps attendue, la Haute cour de justice (HCJ) est enfin opérationnelle et a d’ailleurs déjà reçu quatre dossiers à examiner jusqu’à hier. Parmi ceux-là des dossiers impliquant des anciens président et ministres. Sept autres membres de la Haute cour de justice viennent de prêter serment hier à...

Tambajotran-jiolahy ravan’ny polisy: voasambotra ry Pisokely, mpanao fanafina mitam-piadiana

Tambajotran-jiolahy ravan’ny polisy: voasambotra ry Pisokely, mpanao fanafina mitam-piadiana

Tambajotran-jiolahy malaza amin’ny fanafihana mitam-piadiana mahery vaika tokoa ity ravan’ny polisy tao Toamasina, afakomaly ity. Izany Marolahy Julien, fantatry ny maro amin’ny solon’anarana hoe i Pisokely izany no lehibeny. Ny anarany fotsiny no Pisokely fa raha ny zava-bitany tena Pisobe...

Placé sous MD: Pety Rakotoniaina risque 5 ans de prison ferme

Placé sous MD: Pety Rakotoniaina risque 5 ans de prison ferme

L’initiateur du mouvement HFI qui plaide contre la tenue des élections cette année, impliqué dans un groupe de sécessionnistes, se trouve dans les filets de la justice et des forces de l’ordre. Il encourt cinq ans de prison ferme. Arrêté mardi, Pety Rakotoniaina, l’ancien maire de Fianarantsoa et...

Fikononkononana hanangana “Fanjakana gasy”: naiditra am-ponja i Pety, nahazo LP Rainidina

Fikononkononana hanangana “Fanjakana gasy”: naiditra am-ponja i Pety, nahazo LP Rainidina

Niakatra fampanoavana tetsy Anosy ny mpitarika ny Hetsika ho amin’ny fanorenana ifotony (HFI) Rakotoniaina Pety. Nalefa naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora ny tenany taorian’izany raha nahazo fahafahana vonjimaika kosa Rainidina. Anisan’ny vesatra niampangana azy ny fanohintohinana ny...

Madagascar-CAN 2019: première qualification historique

Madagascar-CAN 2019: première qualification historique

A graver dans les annales. L’équipe nationale malgache a réalisé le coup parfait dans la course à la qualification à la Coupe d’Afrique des Nations (Can) 2019. Hier, devant son public au stade de Vontovorona, les Barea de Madagascar ont eu leur bâton de Marechal. Bolida et sa bande ont pris le...

Sambany eo amin’ny tantaran’ny baolina kitra malagasy: tafita hiatrika ny “Can 2019” i Madagasikara

Sambany eo amin’ny tantaran’ny baolina kitra malagasy: tafita hiatrika ny “Can 2019” i Madagasikara

Tao anatin’ny fotoana fohy, nanakoako eran-tany ary lasa fantatr’izao tontolo izao i Madagasikara noho ny fahombiazana, azon’ny Barea de Madagascar, tafita hanao ny “Can 2019” any Kameronina. Any indray izany, manomboka izao, ny saina aman’eritreritry ny rehetra. Tantara vaovao, pejy vaovao. Izay...

Régularisation des affichages: la Ceni donne 48 h aux candidats

Régularisation des affichages: la Ceni donne 48 h aux candidats

Après une semaine de campagne, la Ceni interpelle les candidats concernant notamment l’emplacement des affiches éléctorales. La Commission électorale nationale indépendante (Ceni) constate en effet que les partisans des candidats collent leurs affiches sur des murs et même des panneaux...

Lozam-pifamoivoizana telo teny amin’ny RN 4: mompera roa lahy avy nanatrika JMJ naratra

Lozam-pifamoivoizana telo teny amin’ny RN 4: mompera roa lahy avy nanatrika JMJ naratra

Lozam-pifamoivoizana telo, omaly, no nitranga teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra izay be fiara mifamoivoy tokoa, noho ny fifaranan’ny JMJ, tany Mahajanga. Mompera roa lahy no fantatra fa naratra tamin’izany. Fiara manodidina ny 1.500 niainga avy any Mahajanga, omaly maraina, hamonjy aty...

Andry Rajoelina: « Faire de Madagascar un pays modèle en Afrique »

Andry Rajoelina: « Faire de Madagascar un pays modèle en Afrique »

Durant le week-end, le candidat n°13 a fait campagne dans la partie nord-ouest de l’île. Andry Rajoelina a réitéré, lors de ses prises de paroles, ses ambitions « de faire de Madagascar un pays modèle en Afrique » «Je m’engage à faire de Madagascar un des pays modèles en Afrique en termes de...

Namono olona indray ny Karandalana: 13 no maty, maro ireo naratra mafy

Namono olona indray ny Karandalana: 13 no maty, maro ireo naratra mafy

Fambara loza sa fifanandrifian-javatra ? Nivadika tao… Ambatomivarina, kaominina ambanivohitr’i Soanierana, 20 km miala an’i Taolagnaro, ny taksiborosy karandalana iray nitondra mpandeha maro, ny faran’ny herinandro teo. Hatramin’ny ora nanoratana farany, tafakatra 13 ireo namoy ny ny ainy,...

Campagne électorale: chef Luc Ratsimbazafy annonce la couleur

Campagne électorale: chef Luc Ratsimbazafy annonce la couleur

Des personnalités politiques ont exprimé hier leur soutien au candidat n°13. Un autre élu, indépendant, s’ajoute à la longue liste des partisans de l’ancien président de la Transition. Hier, en effet, le député Luc Ratsimbazafy, a déclaré officiellement son appui au candidat du Mapar, Andry...

Fampihorohoroana sy fanafihana mitam-piadiana: saron’ny zandary ry Benja sy ny ekipany

Fampihorohoroana sy fanafihana mitam-piadiana: saron’ny zandary ry Benja sy ny ekipany

Ny “Opération Mandio” no nifarana, fa mitohy kosa ny ady amin’ny asan-jiolahy mahery vaika ao Toamasina. Voasambotry ny zandary, ny alarobia teo, araka izany, ny lehiben’ny andian-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana sy ny ekipany. Mitohy ny fikarohana ny naman’izy ireo hafa. Taorian’ny...

Campagne électorale: Rajaonarimampianina en train de perdre ses alliés

Campagne électorale: Rajaonarimampianina en train de perdre ses alliés

Alors que la campagne électorale ne fait que commencer, le clan Rajaonarimampianina semble déjà en perte de vitesse. Des alliés quittent le navire. C’est mal parti. Des partisans de l’ancien parti présidentiel, le HVM, sont en train de tourner le dos à cette formation politique. Depuis quelque...

Fokontany telo nodoran’ny dahalo: may ny lisi-pifidianana sy vata fandatsaham-bato

Fokontany telo nodoran’ny dahalo: may ny lisi-pifidianana sy vata fandatsaham-bato

Nandritra ny fanafihan-dahalo ny fokontany telo, ao anatin’ny kaominina Soaloka, distrikan’i Miandrivazo, may ny lisi-pifidianana sy ny vata fandatsaham-bato, araka ny tatitra nataon’ny filoha lefitry ny Ceni, omaly. Milaza ho tsy mahafantatra ny fisian’izany tranga izany kosa anefa ny zandary....

Présidentielle: les anti-élections reviennent à la charge

Présidentielle: les anti-élections reviennent à la charge

Les groupuscules politiques des anti-élections reviennent à la charge pour tenter de saper le processus en marche. Celui-ci est pourtant irréversible. De nouveau à la charge. Alors que le processus électoral entame sa dernière ligne droite avec l’ouverture de la campagne électorale, des acteurs...

Nifarana ny ”Opération Mandio”: jiolahy telo maty, 33 voasambotra, 15 naiditra am-ponja

Nifarana ny ”Opération Mandio”: jiolahy telo maty, 33 voasambotra, 15 naiditra am-ponja

Azo lazaina ho nahafa-po ny vokatry ny ”Opération Mandio” nataon’ny zandary, tany amin’ny faritra Atsinanana, araka ny nambaran’ny komandin’ny vondron-tombim-pileovan’ny zandarimariam-pirenena, faritra Atsinanana, ny kolonely Ranaivoarisoa Theodule. Nifarana ny 8 oktobra lasa teo ny « Operation...

Liste électorale: la ceni éclaire la lanterne des candidats

Liste électorale: la ceni éclaire la lanterne des candidats

La Ceni s’exprime face aux diverses revendications de certains candidats à la présidentielle, notamment sur l’ouverture de la liste électorale. Une réunion des 36 candidats est prévue cette semaine en vue d’éclaircir certains points. Cela fait une semaine jour pour jour que le collectif des...

Nifanenjehana hatrany ambony tafon-trano: tratra ireo mpivady namaky Fiangonana

Nifanenjehana hatrany ambony tafon-trano: tratra ireo mpivady namaky Fiangonana

Hafa kely indray! Nifanenjehana hatrany ambony tafon-trano ireo mpivady tratra nangalatra tao FJKM Ambalavao Isotry, ny alahady teo. Mody nivavaka tao amin’ity fiangonana ity izy mivady hay nangalatra tao am-piangonana nony alina ny andro… Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny PPA Ampefiloha eny...

Antsiranana en liesse: Andry Rajoelina démarrage en trombe sa campagne

Antsiranana en liesse: Andry Rajoelina démarrage en trombe sa campagne

C’est dans une ambiance festive que la population d’Antsiranana a accueilli le candidat n°13, hier. Un début tonitruant. C’est le cas de le dire car la population antsiranaise est venue en masse hier pour accueillir le candidat Andry Rajoelina. Ce dernier dispose en effet d’une popularité intacte...

Nanohitra teo am-pisamboran’ny zandary azy: maty voatifitry i Talata, lehiben’ny ”Bande des 11”

Nanohitra teo am-pisamboran’ny zandary azy: maty voatifitry i Talata, lehiben’ny ”Bande des 11”

Nihevitra ny hanao sambo-belona azy ihany ny zandary, saingy mbola nanohitra ihany ny lehilahy. Voatery nampiasa ny fitaovana teo am-pelatanany ny mpitandro filaminana ka lavo tamin’izany i Talata, lehiben’ny ”Bande des 11”, mpanao asan-jiolahy mahery vaika ao Toamasina. Maty voatifitry ny zandary...

Campagne électorale jour J: que le meilleur gagne!

Campagne électorale jour J: que le meilleur gagne!

Les trente-six candidats à la présidentielle disposent à partir d’aujourd’hui de trente jours pour convaincre les électeurs de voter pour eux le 7 novembre prochain. La campagne électorale s’ouvrira ce jour et les candidats qui sont déjà sur le starting-block depuis belle lurette peuvent désormais...

Fanesorana mpitandrina: nisavorovoro ny FJKM Analakely

Fanesorana mpitandrina: nisavorovoro ny FJKM Analakely

Tsy mbola nifarana na efa naharitra ela aza. Nisavorovo ny ao amin’ny FJKM Analakely, omaly, tamin’ny fahatongavan’ny prezida synaodaly hamaky ny fampitsaharana ny mpitandrina amin’ny asany. Nisy ny fanakanana azy ireo tao amin’ny trano fisainana. Vao maraina, efa nandeha ny feo tao amin’ny...

Campagne électorale – manœuvre dilatoire: l’ACM prise dans l’engrenage

Campagne électorale – manœuvre dilatoire: l’ACM prise dans l’engrenage

Le directeur général de l’ACM, James Andrianalisoa, a tenté de stopper l’autorisation d’importation et d’exploitation des hélicoptères des autres candidats outre celui de Rajaonarimampianina, hier. Un tollé général qui a provoqué une onde de choc dans le milieu politico-judiciaire, hier. Alors que...