Katsaho Talenta "Rova"

26 février 2019 - 65 vues

Vahiny ny fandaharana #katsaho eto amin'ny Madairadio i #Rova,
Tovolahy manan-talenta amin'ny Mozika.
Anisany tena mampiavaka azy ny fahaizany mitendry sy mitsoka ireo zavamaneno maro.
Manaraha finaritra tompoko o!!!